Fandraisana · Ny boky 66 · Testamenta Vaovao

Ny Epistilin'i Paoly · boky faha-45 amin'ny 66

Romana

Ny famelabelarana lalina indrindra ny Filazantsara: samy efa nanota ny olona rehetra, ary samy hamarinina amin'ny finoana an'i Jesosy Kristy. «Tsy hisy mahasaraka antsika amin'ny fitiavan'Andriamanitra» (Romana 8).

16toko
433andininy
Romfanafohezana
TVTestamenta Vaovao

Ny andininy voalohany

Romana 1 (Baiboly 1865): eto no iandohan'ny boky manontolo.

  1. Rom 1:1

    Paoly, mpanompon’ i Jesosy Kristy, voantso ho Apostoly, voatokana ho amin’ ny filazantsaran’ Andriamanitra,

  2. Rom 1:2

    izay nampilazainy ny mpaminany rahateo teo amin’ ny Soratra Masìna,

  3. Rom 1:3

    ny amin’ ny Zanany, Izay nateraka avy tamin’ ny taranak’ i Davida araka ny nofo,

  4. Rom 1:4

    ary naseho tamin-kery ho Zanak’ Andriamanitra araka ny fahamasinana tamin’ ny fitsanganany tamin’ ny maty, ― dia Jesosy Kristy Tompontsika,

  5. Rom 1:5

    Izay nandraisanay fahasoavana sy ny mah’ Apostoly anay hahatonga fanekena ny finoana ho voninahitry ny anarany any amin’ ny jentilisa rehetra;

Romana: toko 16

Samy manana ny pejiny ny toko tsirairay, miaraka amin'ny soratra feno.

Hanohy mamaky

Ny Romana dia boky faha-45 amin'ny boky 66 ao amin'ny Baiboly (1865): toko 16, andininy 433, soratra fananan'ny besinimaro.