Fandraisana · Ny boky 66 · Testamenta Taloha

Ny Mpaminany Madinika · boky faha-37 amin'ny 66

Hagay

Taorian'ny fahababoana, Hagay namporisika ny vahoaka hanohy ny fanorenana ny tempoly izay najanony. «Hevero ny lalanareo.» Momba azy Andriamanitra.

2toko
38andininy
Hagfanafohezana
TTTestamenta Taloha

Ny andininy voalohany

Hagay 1 (Baiboly 1865): eto no iandohan'ny boky manontolo.

  1. Hag 1:1

    Tamin’ ny andro voalohany tamin’ ny volana fahenina tamin’ ny taona faharoa nanjakan’ i Dariosa mpanjaka no nahatongavan’ ny tenin’ i Jehovah nentin’ i Hagay mpaminany tamin’ i Zerobabela, zanak’ i Sealtiela, governora tany Joda, sy tamin’ i Josoa, zanak’ i Jozadaka, mpisoronabe, nanao hoe:

  2. Hag 1:2

    Izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro: Ity firenena ity nanao hoe: Tsy mbola tonga ny andro tokony hihaviana hanaovana ny tranon’ i Jehovah.

  3. Hag 1:3

    Dia tonga ny tenin’ i Jehovah nentin’ i Hagay mpaminany nanao hoe:

  4. Hag 1:4

    Moa andro tokony hitoeran’ ny tenanareo ao amin’ ny tranonareo misy valin-drihana va izao, kanefa rava ity trano ity?

  5. Hag 1:5

    Koa izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro: Hevero ny lalanareo.

Hagay: toko 2

Samy manana ny pejiny ny toko tsirairay, miaraka amin'ny soratra feno.

Hanohy mamaky

Ny Hagay dia boky faha-37 amin'ny boky 66 ao amin'ny Baiboly (1865): toko 2, andininy 38, soratra fananan'ny besinimaro.